Entrée | 1 tsy mizara henamaso |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] tsy mahay manaja, tsy miraharaha izay fihavanana fa manararaotra tsy misy indrafo raha vao misy hadisoana kely ataon' ny hafa |
Mis à jour le 2024/12/07 |